|
|
|
|
Teny iditra
mandrary
(
ra
ry
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mandrandrana:
Mahay mandrary tsihy io vehivavy io
Manamboatra, mamitrana:
Izy no nandrary ny fihavananay
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mandrary
Ny lasa :
nandrary
Ny hoavy :
handrary
Filaza mandidy :
mandraria
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20