|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mandry (andry) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitsotra na mivalampatra eo ambony tany na kidoro ka mitehika amin' izany ny vatana manontolo: Mahafinaritra ny mandry eto ambonin' itý kidoro malemilemy itý Matory: Amin' ny folo izahay no manomboka mandry ~ Tapi-mandry olona ~ Tamin' ny izahay nankany Mojanga dia tao Maevatanana no nandry Milamina tsy misy mpanelingelina, tony sy finaritra: Mandry izao ny saiko fa tonga soa aman-tsara ianareo Ilazana ny ranon-javatra tonga mivongana na mafy: Mora mandry ny ronono. [1.1] | |||||||||
| To lie down, to be lying down, to go to sleep; to be at peace, as the kingdom; to become thick, congealed, etc. [1.2] | |||||||||
| To lie down; to congeal to freeze; to turn sour (of milk) [1.7] | |||||||||
| être couché, se coucher; être figé, caillé [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28 |
|