|
|
|
|
Teny iditra
manelakelaka
(
ela
ke
laka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manendaka isan' elakelany, manasilaka
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manelakelaka
Ny lasa :
nanelakelaka
Ny hoavy :
hanelakelaka
Filaza mandidy :
manelakelaha
Tovy hevitra
manelaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20