|
|
|
|
Teny iditra
mane
tse
tra
(
tsetsetra
(
tse
tra
))
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mahatsiaro fifandrirodrirotan' ny hozatra amin' ny tena, mahatsiaro torovandrovana alohan' ny hanaviana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mane
tse
tra
Ny lasa :
nane
tse
tra
Ny hoavy :
hane
tse
tra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20