|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mangaro (haro) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Taisaka] Mampifangaro [1.78] | |||||||||
| Mamadibadika zavatra mba hifangaro tsara ny ao anatiny: Tsy mahay mangaro vary koa ianao izany! Mampitambatra: Mahay sary aho fa tsy mahay mangaro loko Mamaho [1.1] | |||||||||
| To mix [1.2, 1.7] | |||||||||
| To mingle, to jumble up. [1.2] | |||||||||
| To stir [1.7] | |||||||||
| Mélanger, remuer [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mangaro (haro) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Taisaka] Mihady [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/09/10 |
|