|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mangataka (hataka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miangavy hanome: Nangataka vola tamiko izy nefa tsy nomeko fa asa no nomeko azy Miangavy hanao, mitalaho, mihanta: Mangataka anao aho mba hanasitrana an' Ineny Mifona ho an' olona: Ianao izao no mba hangataka ho anay madinika any amin' ny lehibe. [1.1] | |||||||||
| To beg [1.2, 1.7] | |||||||||
| To ask [1.2] | |||||||||
| To ask for something [1.7] | |||||||||
| Demander; mendier [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |
|