|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mangiaka (hiaka) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Miseho mamiratra eny lavitra (fotsy na mena): Hitanao irỳ riana mangia-potsy irỳ? / Mangiaka mena ny faravodilanitra alohan' ny fiposahan' ny masoandro [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|