|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manindry (tsindry) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manery zavatra avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Manindry fanoitra Manisy zavatra mitambesatra avy eo ambony: Manindry zavatra amin' ny boky Manampy: Manindria ariary folo ianao dia hatakaloko ny bokinao ny bokiko [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mañindry | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tanala] Mihinana, manaikitra (trondro sy hazandrano) [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | manindry | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Bara, Tandroy] (de tsindry : pression). Tina isaloensis Drake (Sapindaceae). Le bois était utilisé dans la confection des presses pour extraire l'huile. [1.196] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Anarana ara-tsiansa | Tina isaloensis | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|