|
|
|
|
Teny iditra
maniritra
(
iritra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manitrika ao anaty rano, mandevina amin' ny fasana vonjimaika
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
maniritra
Ny lasa :
naniritra
Ny hoavy :
haniritra
Filaza mandidy :
manirita
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05