|
|
|
|
Teny iditra
manisatra
(
hi
satra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manakisaka na manakorisa mitsitapitapy; manosika no sady manozongozona
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manisatra
Ny lasa :
nanisatra
Ny hoavy :
hanisatra
Filaza mandidy :
manisara
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20