|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manivaka (ivaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Sihanaka] Manavatsava, mamakivaky [1.78] | |||||||||
| Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivaka teto afovoan' ny olona Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivaka no tsy hitanay akory ~ Misy feo manivaka izany ka maharatsy ny hira Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivaka ny sasany itony rehefa mandalo [1.1] | |||||||||
| To cut across, to take a shortcut [1.7] | |||||||||
| Prendre un raccourci, traverser [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manivakivaka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|