|
|
|
|
Teny iditra
mankasarotra
(
sarotra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitovy amin' ny
manasarotra
ihany fa tsy fampiasa firy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mankasarotra
Ny lasa :
nankasarotra
Ny hoavy :
hankasarotra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05