|
|
|
|
Teny iditra
manketsy
(
etsy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mandeha manatona etsy:
Tsy mandrara anao tsy hanketsy an-davarangana aho
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manketsy
Ny lasa :
nanketsy
Ny hoavy :
hanketsy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05