|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manohoka (tohoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manisy fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona: Tokony efa hanohoka tanimbary isika izao Manisy kitay betsaka miavovona eo am-patana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manohoka (hohoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mametra-javatra ka ny vavany no atao ambany: Manohoka vilany Mandentika ao anatin'ny fahoriana Mamono zaza amin'ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Nanohoka ny zanany nolazaina ho ratsy vintana ny olona taloha [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|