|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | manolaka (tolaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manodina: Nisy rivotra nanolaka ny varavarana Mamily, manasafelika: Hainy ny manolaka ny hevitry ny teny anankiray Mamindra, manilika: Aza sendra izay olon-dratsy manolaka voina amin' ny sasany [1.1] | |||||||||
| To quibble about something, to use a studied ambiguity of expression about anything, to turn away from its true meaning or intention. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manolakolaka | ||||||||
| Teny iditra | manolaka (tolaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| (teny tranainy) Enti-milaza olona manoto vintana [1.1] | |||||||||
| Teny iditra | manôlaka | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bezanozano] Manary zaza [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | manolaka | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Sihanaka, Tambahoaka] Mamosavy [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |
|