|
|
|
|
Teny iditra
manotototo
(
totototo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mampivezivezy etsy sy eroa tsy misy vokany toy inona
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
manotototo
Ny lasa :
nanotototo
Ny hoavy :
hanotototo
Filaza mandidy :
manotototoa
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05