|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | maresaka (resaka) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Resahin' ny olona hatraiza hatraiza, malaza: Ny zava-maresaka amin' izao fotoana izao dia ny fisamborana ny mpangalatra omby Be olona, be tabataba: Naresaka ery ny taena androany, fa tsy ohatra ny isan-kerinandro [1.1] | |||||||
| Much talked about; lively, full or talk with people moving about [1.7] | |||||||
| Dont on parle partout, être en vogue, célèbre, dont la renommée s’étend au loin ; qui fait du bruit, retentissant, qui s’entend au loin [1.3] | |||||||
| Dont on parle partout; en vogue; où il y a beaucoup de mouvement et de conversation [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2015/10/25 |
|