|
|
|
|
Teny iditra
ma
tsi
ro
(
tsi
ro
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Ankasitrahan'ny lela aoka izany, tsara tsiro, fy, mafilotra:
Ataovy matsiro ny laoka fa fety ny andro!
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ma
tsi
ro
Ny lasa :
na
tsi
ro
Ny hoavy :
ha
tsi
ro
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20