|
|
|
|
Teny iditra
mavao
Sokajin-teny
mpamaritra
[
Tanala
] Masiso
[
1.78
]
Ratsy fofona, manomboka ho simba, mihasimba, miharatsy:
Efa mavao izany divay izany
Jereo
maimbo
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23