|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | merina | |
| Sokajin-teny | anaram-poko | |
| Foko lehibe monina afovoan' ny Nosy, izany hoe amin' ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin' ny Vonizongo, avaratra, ny tendrombohitr' Ankaratra, atsimo, ny reniranon' i Sakay, andrefana, ny tandavan-tendrombohitr' Angavo, atsinanana Tanan-dehibe: Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Soavinandriana, Ambatolampy, Arivonimamo, Manjakandriana. Samy manana ny anarana iantsoany ny Merina ny foko samihafa any anindrana: Amboalambo, hoy ny Sakalava; Ambaniandro na Merinalavasofina, hoy ny Betsileo; Antaimerina, hoy ny foko sasantsasany, ary Hova, hoy ny Betsimisaraka [1.1] | ||
| Nom d'une population du centre de Madaga [...] [tohiny 1.5] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | ambaniandro ~ hova ~ tankova | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |
|