|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | miafitra (afitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mijanona tsy mandeha intsony:
Niafitra halina ny famantaranandroko Miato miala ianona, mianina: Tohizo hatrany ny dianareo fa aza miafitra eny an-dalana Mipetrapetraka, mialokaloka: Efa tapa-bolana izay no niaferan' io mahantra io teto aminay [1.1] | |||||||||
| To stay, to halt, to be arrested in one's progress. [1.2] | |||||||||
| S'arrêter, être arrêté, faire halte, s'abriter: Niafitra ny famantaranandro (La montre s'est arrêtée) ~ Niafitra teny an-dalana ireo ankizy ireo (Ces enfants se sont arrêtés en chemin) ~ Aza miafitra toy izany hianao raha miteny (Ne vous arrêtez pas ainsi quand vous parlez) ~ Miafitra eto hatramy ny iray volana io mahantra io (Ce pauvre s'abrite ici depuis un mois) [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|