|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | miandaboboka (daboboka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mianjera: Niandaboboka tao anaty hady ny omby Nirohotra miara-be: Niandaboboka ny mpijery lanonana andeho hody [1.1] | |||||||||
| Tomber en bas: Niandaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé) Aller en grand nombre: Niandaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe) [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | midaboboka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|