|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | miandry (andry) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mijanona eo amin' ny toerana anankiray ambara-pahatongan' ny olona na zavatra iray:
Miandry ny zanako eto aho / Enimpolo taona no niandry ny fahafahana ny Malagasy Tsy miala eo amin' ny toerana iray na eo ankilan' ny olona na zavatra iray mba hiambina azy: Miandry ny entanay any an-tsena izy Mitily olon-dratsy: Miandry mpangalatra Mitoetra eo ankilan' ny marary iray mba hikarakara azy: Iza no hiandry an-drainareo eny amin' ny hopitaly rahariva? [1.1] | |||||||||
| To wait; to wait for [1.2, 1.7] | |||||||||
| To be expecting; to expect, to watch, to tend, to herd [1.2] | |||||||||
| To watch, to guard [1.7] | |||||||||
| Attendre; surveiller, garder [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26 |
|