|
|
|
|
Teny iditra
miantitra
(
antitra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manaraka hatramin' ny fahanterana:
Hoentinao miantitra mihitsy io kilema io raha tsy fongorinao dieny izao
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
miantitra
Ny lasa :
niantitra
Ny hoavy :
hiantitra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05