|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | miantsoro-mianotra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | miantsorona, mianotra | |
| Enti-milaza resaka na tantara izay miverina kely amin' ny tokony ho nolazaina tany aloha mba hampahazavazava azy kokoa [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |
|