|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mibedibedy (bedibedy (bedy)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpiasa raha mbola nibedibedy teo Rangahy mpampiasa Mananatra na maniny lavareny tsy an-kiato: Tsy manao afa-tsy ny mibedibedy i Neny Mirediredy, miteniteny foana tsy misy heviny: Mibedibedy ny marary [1.1] | |||||||||
| To talk much, to tattle, to be loquacious, to chatter. [1.2] | |||||||||
| Ohatra | Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona.
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|