|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mibohy (bohy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Provincial] To carry on the shoulder [1.2] | |||||||||
| Teny iditra | mibohy (bohy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Rangahy ity, fa aza mibohy eo a! Mampiseho hery amim-pireharehana: Tovolahy loza raha hibohy, tsy misy ohatra an' ilay iny! Mitana midongy zavatr' olona amin-ditra: Nibohy ny satrojanako io ankizy to [1.1] | |||||||||
| To be stubborn, obstinate, or unyielding; to swell, to swagger; to assume an air of importance, to give one's self to airs. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2022/09/11 |
|