|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mibotetaka (botetaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mipetraka amin' ny tany, mitorovoka: Tsy nisy seza ka dia nibotetaka tamin' ny tany daholo ny olona mpamangy Mijanona amin' ny toerana ambany misy ny tena: Tsy mba mikezaka handroso izy fa mibotetaka amin' ny misy azy eo ihany Mipetraka tsy manao na inona na inona fa manohon-tanana: Mibotetaka ao an-trano ao foana Rabe fa tsy miasa [1.1] | |||||||||
| To be low, to sit down low, to squat, to grow low and shrubby [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|