|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | midola (dola) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Ohatra | Midola anaty arabe tsy mba manan-java-mahamaika tokoa àry ianareo, fa ny hobikain'ny olona ihany no tadiavinareo.
[2.1010] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/25 |
|