|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mifady (fady) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Tsy mihinana an-tsitrapo, mandà tena tsy hihinana: Mifady hena isan-jomà izy Manda tena tsy hanao (zavatra): Mifady ny fifaliana ara-nofo ny olona manokon-tena ho an' Andriamanitra Mitana ny fahadiovam-pitondran-tena, tsy miray: Taloha, rehefa lasa niantafika ny vadiny, dia nahay nifady ny vehivavy malagasy [1.1] | |||||||||
| To abstain from, to endure abstinence To carry marks with them to show that their husbands are away at the war, as women do. [1.2] | |||||||||
| To taboo, to abstain from [1.7] | |||||||||
| S'abstenir de, s'interdire, ne pas user de, ne pas manger de; ne pas faire, observer les défenses religieuses, médicales ou superstitieuses, se mortifier, se dit de la continence que doivent garder les femmes des militaires absents: Nifady toaka izay ela izay aho (Je me suis interdit le rhum, je n' ai pas usé de rhum depuis longtemps) ~ Nifady hena nandritra ny andro niainany izy (Il n'a pas mangé de viande de toute sa vie) ~ Nifady vary tamy ny Alakaosy ny vehivavy rehetra (Toutes les femmes s'abstenaient de manger du riz les deux premiers jours du mois Alakaosy) [1.3] | |||||||||
| S'abstenir de, s'interdire de, s'interdire selon les tabous [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18 |
|