|
|
|
|
Teny iditra
mifa
me
ly
(
ve
ly
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
[
1.1
]
Se battre
[
1.107
,
1.3
]
Se frapper mutuellement
[
1.3
]
Ohatra
1
Misy
mifamely
toto-hondry ve.
[
2.332
]
2
Nony vizaka avy eo dia miakatra eo amin' ny ahi-maitso malemy eo an-tanety
mifamely
diamanga.
[
1.437
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20