|
|
|
|
Teny iditra
mifanam
ba
dy
(
va
dy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Ohatra
1
Hifanambady
anaka hono izy roa lahy ireo, fa ny iray manana zanaka lahy ary ny iray manana zanaka vavy.
[
2.298
]
2
Raha
mifanambady
ny andevo samy hafa tompo dia ny tompon' ny vavy no tompon' ny zaza aterak' izy mivady.
[
2.508
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mifanambady
, mifanambadin', mifanambadin-, mifanambadim-
Ny lasa :
nifanambady, nifanambadin', nifanambadin-, nifanambadim-
Ny hoavy :
hifanambady, hifanambadin', hifanambadin-, hifanambadim-
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21