|
|
|
|
Teny iditra
mifa
non
dro
(
ton
dro
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Ohatra
1
Zavatra tsy niainan' ny Antakay fahiny ny
mifanondro
molotra raha misy raharaha niaraha-nanao
[
2.245
]
2
Mifampijery sy
mifanondro
molotra mandrakariva ireo jiolahy rehefa mihodina azy ity lehibeny voa ny an'ialahy isany, hoy ny iray
[
2.895
]
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22