|
|
|
|
Teny iditra
mifezafeza
(
fezafeza
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Mahia lava noho ny hanoanana:
Mifezafeza erỳ ny fijeriko an-dRandria izany, ohatra ny hidaboka iny raha vao hotsofin' ny rivotra
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05