|
|
|
|
Teny iditra
mifongofongo
(
fongofongo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Misafoakan' ny hatezerana
Mifofotra miasa, miezaka fatratra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mifongofongo
Ny lasa :
nifongofongo
Ny hoavy :
hifongofongo
Filaza mandidy :
mifongofongoa
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05