|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mihafy (hafy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miaritra, mandefitra: Mihafy ny orana sy ny hainandro ny vatolahy Maharitra, mahazaka, mahatanty, mahaleo: Izay mihafy ny fahoriana ihany no ho mafy rahatrizay Maharitra, mahalefitra, mahatsindry fo, mahari-po: Lozabe ny mpampiasa ahy ka tsy afaka hihafy intsony aho [1.1] | |||||||||
| To endure, to sustain, to bear with patience. [1.2] | |||||||||
| To endure hardship, to do without things [1.7] | |||||||||
| Endurer, se passer de certaines choses [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Rahefa lasa ialahy, hihafy noho ny taloha indray izahay.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|