|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mihaja (haja) | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Mendrika homem-boninahitra: Mihaja io vehivavy io Sarotiny: Mihaja amin' ny akanjo io tovolahy io Fitondra amin' ny andro lehibe, tsara, ambony vidy: Akanjo mihaja ~ Fanaka mihaja [1.1] | |||||
| Kept carefully, esteemed, valued; respected. [1.2] | |||||
| To be respectable, to be held in esteem; respectable [1.7] | |||||
| être respecté, honorable [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|