|
|
|
|
Teny iditra
mihandrina
(
handrina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Miankina, mipetraka, miorina:
Mihandrina amin' ny vatolampy ity trano ity ka tsy atahorana hianjera
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mihandrina
Ny lasa :
nihandrina
Ny hoavy :
hihandrina
Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14