|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mihataka (hataka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Tsy mifanakaiky, mifanalavitra: Mihataka ny tolanan' ity varavarana ity Misaraka, mitokantokana tsy miaraka amin' ny hafa: Tsy tokony hihataka amin' ny valalabemandry ny avara-pianarana Manalavidavitra, mikisaka, mitanila: Mihataha kely handehanan' ny manam-pahefana [1.1] | |||||||||
| To separate, to go apart from , to stand aside or aloof from. [1.2] | |||||||||
| To separate oneself; to draw apart, to stand aloof [1.7] | |||||||||
| Se séparer, se retirer des autres; se disjoindre [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|