|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mihatra (hatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Tonga hatrany amin' ny...: Efa mihatra hatramin' ny rihana ambony ny afo Tongamipaka amin' ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko Miantraika, mianjera: Mihatra amin' ny fianakaviana manontolo ny heloka vitan' ny olona iray ao anatiny [1.1] | |||||||||
| To reach to, to come to. [1.2] | |||||||||
| To happen to; to reach to [1.7] | |||||||||
| Arriver à quelqu'un; s'appliquer à; atteindre [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mihatra | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tanosy] manasitrana [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|