|
|
|
|
Teny iditra
mihoalahoala
(
hoalahoala
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Maniry mafy ny handeha na hiteny; mitaitay:
Efa mihoalahoala handeha erỳ Ikoto
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mihoalahoala
Ny lasa :
nihoalahoala
Ny hoavy :
hihoalahoala
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05