|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mihombo (hombo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mikambana amin' ny alalan' ny hombo, miraikitramafy: Varavarana mihombo amin' ny dity fotsiny Mifantsika amin' ny asa: Mihombo amin' ny fianarany ity zazalahy ity Mikiribiby amin' ny...: Mihombo amin' ny heviny Rabe [1.1] | |||||||||
| To be nailed fast [1.7] | |||||||||
| être cloué [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mihombo (tombo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihamafy (enti-milaza aretina): Nihombo ny aretiny hatramin' ny omaly [1.1] | |||||||||
| Mihombo ny aretina (The sickness is getting worse) [1.7] | |||||||||
| Mihombo ny aretina (La maladie s'aggrave) [1.8] | |||||||||
| Tovy hevitra | manombo | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|