|
|
|
|
Teny iditra
mijakoko
(
jakoko
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manjoretra sy mitakoko feno eritreritra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mijakoko
Ny lasa :
nijakoko
Ny hoavy :
hijakoko
Filaza mandidy :
mijakokoa
Tovy hevitra
mijakoretra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20