|
|
|
|
Teny iditra
mikarainkona
(
karainkona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mihorona sy mikainkona:
Mikarainkona ny volondoha raha azon' ny afo
Mitovy hevitra:
mikainkona
~
miketrona
~
mionkina
~
mivonkina
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mikarainkona
Ny lasa :
nikarainkona
Ny hoavy :
hikarainkona
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05