|
|
|
|
Teny iditra
mi
ka
tsaka
(
ka
tsaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitady, maniry hahazo:
Iza no tsy mikatsaka ny fahasambarana?
[
1.1
]
To search for, to seek
[
1.7
]
Chercher; fouiller
[
1.8
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mi
ka
tsaka
Ny lasa :
ni
ka
tsaka
Ny hoavy :
hi
ka
tsaka
Filaza mandidy :
mika
tsa
ha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20