|
|
|
|
Teny iditra
mikatso
(
katso
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Ratsy vava; mitati-teny, mitati-bolana hampisaraka ny mpifankatia
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mikatso
Ny lasa :
nikatso
Ny hoavy :
hikatso
Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14