|
|
|
|
Teny iditra
mikitro
(
ki
tro
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mametraka (vatom-panorona) eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mikitro
Ny lasa :
nikitro
Ny hoavy :
hikitro
Filaza mandidy :
mikitroa
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20