|
|
|
|
Teny iditra
mikofona
(
kofona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitelin-javatra ka mifotroaka any an' orona
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mikofona
Ny lasa :
nikofona
Ny hoavy :
hikofona
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05