|
|
|
|
Teny iditra
mikolelaka
(
kolelaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mila fitia amin' ny dokadoka, maneho fiforetahana ambany dia ambany amin' ny olona iray dokadokafana; misolelaka
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mikolelaka
Ny lasa :
nikolelaka
Ny hoavy :
hikolelaka
Filaza mandidy :
mikolelafa
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05