|
|
|
|
Teny iditra
mikomby
(
kom
by
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitoetra ao anaty komby mafana: Nikomby tapa-bolana fahiny ny vehivavy raha nifana
[
1.1
]
Voambolana
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mikomby
Ny lasa :
nikomby
Ny hoavy :
hikomby
Filaza mandidy :
mikombia
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20